|
|
|
Savez vous que Tovo j'hay a été le parrain de l'émission de télé-réalité Pazzapa 6 sur RTA , il leur a laissé le tube "Tsaronay Foana " à la promotion , à écouter sur Takariva.com
Bientot l'Interview en Video de TOVO J'hay sur Takariva.com
|
Tiako raha mba ianao androany No iriko mba ho namanay Leo izay mba fotoana izay Tsy aleo ve miaraka kely ndray Ny resaka rehetra mety avokoa Fenointsika tsiky² ihany koa Zay tianao atao f'ianao no mahalala Fa tsy atao be loatra sao lasa adala Hisotro labiera, hifandona vera hum hum Asio whisky ahatonga ahy hankafy Ref O zoma! hifalifaly kely dia hivazivazy kely O zoma! asa ianao raha hanaraka ahy O zoma! hifalifaly kely, dia hikatrikatry kely O zoma! revy gasy fa tsy revim-bazà Tsy haiko aloha zay zavatra mety hiseho Fa tongàva dia ho fantatrareo Tsy hisy gidra tsy hisy hanenjana sandry Hifampitonda toy ny zoky sy zandry Raisiko ka tendreo ny gitra Koa mba tsara raha mba misy farara Vetsoy mozika ny mpifankatia Asio feo faharoa raha tiandry Hisotro labiera, hifandona vera Asio whisky mba hakako fy O zoma! ...... Vazo ely aloha tendreo ny gitara Ventsoy mozika indray ny mpifankatia Asiako feo faharoa raha tian-dry O zoma!.... |
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|