vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

Azafady


publié le 12/06/2009 com |  4128 vues


Rakitsary novokarin'ny Jah Pro, Labe et Mada Pro
Fisaorana an'ny mpandihy DIHVIN
Dihy (Choregraphie) : Nahvin

Ampangino zanakao viavy ty e!
Maresaka e! maresaka
Ampangino vavan'ny mamolava
Mitabataba; mitabataba
Ampangino politika nareo e!
Mankaleo, mankaleo
Ampangino zahay tsy mila miady e!
Azafady azafady!

Ref:
Tsisy atakaloko la mozika mama!
Azafady azafady!
Mietsiketsika zay maregny anazy e!
Ngy tsara tsy dignin'olo ô!
Tsisy atakaloko la mozika mama!
Azafady azafady!
Mietsiketsika zay maregny anazy e!
Ngy tsara tsy dignin'olo ô!

Moramora hery lohanao ô!
Lany andro lany andro
Moramora zanahary raika avao
na ino finonao na ino finonao
Moramora anao ny fahefana
Asio fanajana asio fanajana
Moramora revy tsy maintsy atao
Salasalao salasalao

Ref:
Tsisy atakaloko la mozika mama!
Azafady azafady!
Mietsiketsika zay maregny anazy e!
Ngy tsara tsy dignin'olo ô!
Tsisy atakaloko la mozika mama!
Azafady azafady!
Mietsiketsika zay maregny anazy e!
Ngy tsara tsy dignin'olo ô!


   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés